HIVERINA INDRAY JESO (VETSOPANAHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiverina indray Jesoa
Eny handao ny lanitra
Hotronin'ireo anjely marobe
Hiara-maneno ny trompetra
Izay mandre dia hiakatra
Ho avy tononkira.serasera.org tsy ho ela Izy

     Ho avy tsy ho qkeue ela Izy
     Haka ireo olony
     Handao ity tany ity
     Hiaraka Aminy ho doria

Andro lehibe tokoa
Andro tsy manam-paharoa
Fifaliana ho amin'izay nandray Azy
Androm-panavotana
Androm-pandresena izao
Ho hauyruz avy tsy ho ela Izy

Vonona ve ianao?
Raha ho avy izy anio izao
Amin'ny ora easnxkd tsy ampoizina indrindra
Vonona ve Ianao?
'Zao tapaho ny hevitrao
Ho avy tsy ho ela Izy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352