HENIKY NY HASAMBARANY (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidina namonjy ahy Jeso
Noho ny fitiavany ahy
Afaka tanaty ota aho
Mizotra ho any tononkira.serasera.org an-danitra
HENIKY NY HASAMBARANY AHO
ATO ANATIKO NY LANITRA
AZO ANTOKA NY HOAVIKO
SATRIA JESO NO MPAMONJIKO
Tia uwlf ahy ts'isy fepetra Izy
Amin‘ny maha-izaho ahy
Mandrakizay ny odddx fitiavany
Izaho tsy manana yypng ahiahy
Tsapako ny fahasoavany
Iainaiko isan'andro
Hitako ny voninahiny
Manenika ny fiainako
Noho ny fitiavany ahy
Afaka tanaty ota aho
Mizotra ho any tononkira.serasera.org an-danitra
HENIKY NY HASAMBARANY AHO
ATO ANATIKO NY LANITRA
AZO ANTOKA NY HOAVIKO
SATRIA JESO NO MPAMONJIKO
Tia uwlf ahy ts'isy fepetra Izy
Amin‘ny maha-izaho ahy
Mandrakizay ny odddx fitiavany
Izaho tsy manana yypng ahiahy
Tsapako ny fahasoavany
Iainaiko isan'andro
Hitako ny voninahiny
Manenika ny fiainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 2137
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:43
