JESO TSY AIZA FA EO ANILANAO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra tonga ny tafiotra
Ka toa manonja ny fiainanao
Mitsoka mafy koany rivotra
Toa mila ho rendrika dctobjbc ilay sambonao
Jeso tsy aiza f'eo anilanao
Izy miazon'izao rehetra izao
Miankina Aminy ka matokia
F'Izy tsy handao mandrakizay doria
Raha ao anaty fitsapana ianao
Ka mila tsy hay intsony izay ho atao
Mangirifiry anaty sarotra
Izao no tsarovy lknasou aoka tononkira.serasera.org ho fantatrao
Mety hitambatra ny rahona
Mety handao koa ireo namana
Mety ho siipepa lavitra ny havana
Toa ts'isy azo itarainana
Ka toa manonja ny fiainanao
Mitsoka mafy koany rivotra
Toa mila ho rendrika dctobjbc ilay sambonao
Jeso tsy aiza f'eo anilanao
Izy miazon'izao rehetra izao
Miankina Aminy ka matokia
F'Izy tsy handao mandrakizay doria
Raha ao anaty fitsapana ianao
Ka mila tsy hay intsony izay ho atao
Mangirifiry anaty sarotra
Izao no tsarovy lknasou aoka tononkira.serasera.org ho fantatrao
Mety hitambatra ny rahona
Mety handao koa ireo namana
Mety ho siipepa lavitra ny havana
Toa ts'isy azo itarainana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 2289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:39
