VERY TANATY AIZINA AHO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Very tanaty aizina aho
Difotry ny fahotana
Kanefa yezbmbv dia tonga Ianao
Ka nandray ny tanako
HITAKO NY LALANTSARA
HIZORAKO, HODIAVIKO
AZOKO NY FAMONJENA
HO TANAKO DORIA
Tsy nahalala bedfepsx aho taloha
Fa jamba tsy ouag nahita aho
Nanedry ny masoko Ianao
Ka tonga nahiratra aho
Tsy ho toy izao ny tononkira.serasera.org fiainako
Raha tsy notiavinao
Soa aho fa novonjenao
Ka tonga olom-baovao
Difotry ny fahotana
Kanefa yezbmbv dia tonga Ianao
Ka nandray ny tanako
HITAKO NY LALANTSARA
HIZORAKO, HODIAVIKO
AZOKO NY FAMONJENA
HO TANAKO DORIA
Tsy nahalala bedfepsx aho taloha
Fa jamba tsy ouag nahita aho
Nanedry ny masoko Ianao
Ka tonga nahiratra aho
Tsy ho toy izao ny tononkira.serasera.org fiainako
Raha tsy notiavinao
Soa aho fa novonjenao
Ka tonga olom-baovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VETSOPANAHYHits : 3170
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 07/09/2012 00:39
