You are here: home > Tononkira > VETSOPANAHY

SAMBATRA AHO (VETSOPANAHY)

Sambatra aho fa manana Anao
Fa ato am-po tokoa Ianao
Feno ilay banga tanatiko ao
Jesosy ô mpamonjiko Ianao

    SAMBATRA AHO TOMPO MALALA Ô!
    FA ATO AM-PO TOKOA IANAO
    SAMBATRA AHO IZAHO TSY HIATsiky dia ampyLA
    F’EO AMINAO MANDRAKIZAY

Lavitra Anao Tompo aho taloha
Alahelo ny fiainako
Fa ankehitriny navotanao
Ka afa-po tanteraka aho

Eo Aminao no fifaliako
Ts’isy azo oharina Aminao
Eo Aminao no tena tiako
Fahasambarako Ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VETSOPANAHY
Mpamaky : 1329
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 07/09/2012 00:43:06
ID : 6177

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo