NA NY VORONA AZA (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitan’izay mitranga amiko
Fantany ireo izay czppbxq tian’ny foko
Tsy misy miafina Aminy
Ny alahelo ranomasoko
Na ny vorona xmsgqod aza tena tsaroany
Omeny anjara isan’andro
Fantatro fa izahotsy adinony
Mitsinjo ahy isan’andro tononkira.serasera.org Izy
Tsy ho takatro ny làlany
Sy izay fomba hitantanany
Tsy ho haiko izay tkllr hitondrany
Fa matoky aho ny teniny
Na dia maloka anio
Toa mandrahona anio
Toa maizina io lanitr’io
Eny anio
Dia matoky ny fo
Tsy ho kivy tokoa
Fa Izy eo anilako
Fantany ireo izay czppbxq tian’ny foko
Tsy misy miafina Aminy
Ny alahelo ranomasoko
Na ny vorona xmsgqod aza tena tsaroany
Omeny anjara isan’andro
Fantatro fa izahotsy adinony
Mitsinjo ahy isan’andro tononkira.serasera.org Izy
Tsy ho takatro ny làlany
Sy izay fomba hitantanany
Tsy ho haiko izay tkllr hitondrany
Fa matoky aho ny teniny
Na dia maloka anio
Toa mandrahona anio
Toa maizina io lanitr’io
Eny anio
Dia matoky ny fo
Tsy ho kivy tokoa
Fa Izy eo anilako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 3003
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:43
