NA NY VORONA AZA (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cqvh Hitan’izay mitranga amiko
Fantany ireo izay tian’ny foko
Tsy misy miafina yhwfws Aminy
Ny alahelo ranomasoko
Na ny vorona aza tena tsaroany
Omeny anjara isan’andro
Fantatro fa izahotsy adinony
Mitsinjo ahy isan’andro Izy
Tsy ho takatro ny làlany
Sy izay fomba hitantanany
Tsy ho haiko izay hitondrany
Fa matoky oprberor aho ny teniny
Na dia maloka anio
Toa mandrahona anio
Toa maizina io lanitr’io
Eny anio
Dia matoky ny fo
Tsy ho kivy tokoa
Fa Izy eo tononkira.serasera.org anilako
Fantany ireo izay tian’ny foko
Tsy misy miafina yhwfws Aminy
Ny alahelo ranomasoko
Na ny vorona aza tena tsaroany
Omeny anjara isan’andro
Fantatro fa izahotsy adinony
Mitsinjo ahy isan’andro Izy
Tsy ho takatro ny làlany
Sy izay fomba hitantanany
Tsy ho haiko izay hitondrany
Fa matoky oprberor aho ny teniny
Na dia maloka anio
Toa mandrahona anio
Toa maizina io lanitr’io
Eny anio
Dia matoky ny fo
Tsy ho kivy tokoa
Fa Izy eo tononkira.serasera.org anilako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 2881
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:43
