NA NY VORONA AZA (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mugfq Hitan’izay mitranga amiko
Fantany hzixfxn ireo izay tian’ny foko
Tsy misy miafina Aminy
Ny tononkira.serasera.org alahelo ranomasoko
Na ny vorona aza tena tsaroany
Omeny anjara isan’andro
Fantatro fa izahotsy adinony
Mitsinjo ahy isan’andro Izy
Tsy ho takatro ny làlany
Sy klrrmi izay fomba hitantanany
Tsy ho haiko izay hitondrany
Fa matoky aho ny teniny
Na dia maloka anio
Toa mandrahona anio
Toa maizina io lanitr’io
Eny anio
Dia matoky ny fo
Tsy ho kivy tokoa
Fa Izy eo anilako
Fantany hzixfxn ireo izay tian’ny foko
Tsy misy miafina Aminy
Ny tononkira.serasera.org alahelo ranomasoko
Na ny vorona aza tena tsaroany
Omeny anjara isan’andro
Fantatro fa izahotsy adinony
Mitsinjo ahy isan’andro Izy
Tsy ho takatro ny làlany
Sy klrrmi izay fomba hitantanany
Tsy ho haiko izay hitondrany
Fa matoky aho ny teniny
Na dia maloka anio
Toa mandrahona anio
Toa maizina io lanitr’io
Eny anio
Dia matoky ny fo
Tsy ho kivy tokoa
Fa Izy eo anilako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VETSOPANAHYVisites : 2949
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/09/2012 00:43
