NA NY VORONA AZA (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitan’izay mitranga amiko
Fantany ireo izay tian’ny foko
Tsy misy miafina ylzfpva Aminy
Ny alahelo ranomasoko
Na ny jimdiqdq vorona aza tena tononkira.serasera.org tsaroany
Omeny anjara isan’andro
Fantatro fa izahotsy adinony
Mitsinjo ahy isan’andro Izy
Tsy ho takatro ny làlany
Sy izay fomba hitantanany
Tsy ho haiko klvorxx izay hitondrany
Fa matoky aho ny teniny
Na dia maloka anio
Toa mandrahona anio
Toa maizina io lanitr’io
Eny anio
Dia matoky ny fo
Tsy ho kivy tokoa
Fa Izy eo anilako
Fantany ireo izay tian’ny foko
Tsy misy miafina ylzfpva Aminy
Ny alahelo ranomasoko
Na ny jimdiqdq vorona aza tena tononkira.serasera.org tsaroany
Omeny anjara isan’andro
Fantatro fa izahotsy adinony
Mitsinjo ahy isan’andro Izy
Tsy ho takatro ny làlany
Sy izay fomba hitantanany
Tsy ho haiko klvorxx izay hitondrany
Fa matoky aho ny teniny
Na dia maloka anio
Toa mandrahona anio
Toa maizina io lanitr’io
Eny anio
Dia matoky ny fo
Tsy ho kivy tokoa
Fa Izy eo anilako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VETSOPANAHYHits : 2952
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 07/09/2012 00:43
