You are here: home > Tononkira > VETSOPANAHY

VERY TANATY AIZINA AHO (VETSOPANAHY)

https://tononkira.serasera.org/hira/vetsopanahy/very-tanaty-aizina-aho

Very tanaty aizina aho
Difotry ny fahotana
Kanefa dia tonga Ianao
Ka nandray ny tanako

HITAKO NY LALANTSARA
HIZORAKO, HODIAVIKO
AZOKO NY FAMONJENA
HO TANAKO DORIATsiky dia ampy

Tsy nahalala aho taloha
Fa jamba tsy nahita aho
Nanedry ny masoko Ianao
Ka tonga nahiratra aho

Tsy ho toy izao ny fiainako
Raha tsy notiavinao
Soa aho fa novonjenao
Ka tonga olom-baovao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VETSOPANAHY
Mpamaky : 1862
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zokelia
Tamin'ny : 07/09/2012 00:39:16
ID : 6180

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo