MBA SAMBATRA LOATRA (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sambatra loatra ry lahy ny kcpudhvp miara-droa
Mifanaraka, miray fanahy amin'ilay Tsitoha
Rakofan'ny sandrim-pitiavan'ny Avo indrindra
Ka tononkira.serasera.org tsy hiovaova fa hiara-mamindra
ibqsi Tantanany tsara sady voakarakara
tdknq Arahiny maso tsy ho resin'ny ankaso
Tohanany mafy raha be ny mpandrafy
Raha mila hirona tsy avelany hidona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHYVangy : 2235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:42