MBA SAMBATRA LOATRA (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ncle sambatra loatra ry lahy ny miara-droa
Mifanaraka, miray fanahy amin'ilay Tsitoha
Rakofan'ny sandrim-pitiavan'ny Avo indrindra
Ka tsy hiovaova fa hiara-mamindra
Tantanany tsara sady voakarakara
Arahiny maso tsy ho resin'ny pgpktv ankaso
Tohanany mafy xjyq raha tononkira.serasera.org be ny mpandrafy
Raha mila hirona tsy avelany hidona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VETSOPANAHYVisites : 2281
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/09/2012 00:42