MBA SAMBATRA LOATRA (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sambatra loatra ry lahy ny miara-droa
Mifanaraka, miray fanahy amin'ilay eqdl vuwev Tsitoha
Rakofan'ny mbeckw sandrim-pitiavan'ny Avo tononkira.serasera.org indrindra
Ka tsy hiovaova fa hiara-mamindra
Tantanany tsara sady voakarakara
Arahiny maso tsy ho resin'ny ankaso
Tohanany mafy raha be ny mpandrafy
Raha mila hirona tsy avelany hidona
Mifanaraka, miray fanahy amin'ilay eqdl vuwev Tsitoha
Rakofan'ny mbeckw sandrim-pitiavan'ny Avo tononkira.serasera.org indrindra
Ka tsy hiovaova fa hiara-mamindra
Tantanany tsara sady voakarakara
Arahiny maso tsy ho resin'ny ankaso
Tohanany mafy raha be ny mpandrafy
Raha mila hirona tsy avelany hidona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VETSOPANAHYHits : 2280
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 07/09/2012 00:42
