INTY AHO TOMPO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandany fotoana maro aho
Nikaroka izay mba nahasoa
Nandramana izay rehetra azo atao
Ts’isy fa zava-poana avokoa
INTY AHO TOMPO RAISO HO ANAO
INTY ocyqz NY FO SY NY SAIKO RAISO HANJAKAO
INTY AHO TOMPO RAISO HO heocw ANAO
HO ANAO, ENY tononkira.serasera.org HO ANAO MANDRAKIZAY
Noheveriko fa ny harena
No ampy hahasambatra ny fiainako
Hay moa ka ankoso-bolamena
Tsy azo eagtym anankinana ny fo
Tompo ô ‘ty atolotro Anao
Ho fanatitra aho manontolo
Ny amiko rehetra omeko Anao
Ho Anao Tompo ô! ny fiainako
Nikaroka izay mba nahasoa
Nandramana izay rehetra azo atao
Ts’isy fa zava-poana avokoa
INTY AHO TOMPO RAISO HO ANAO
INTY ocyqz NY FO SY NY SAIKO RAISO HANJAKAO
INTY AHO TOMPO RAISO HO heocw ANAO
HO ANAO, ENY tononkira.serasera.org HO ANAO MANDRAKIZAY
Noheveriko fa ny harena
No ampy hahasambatra ny fiainako
Hay moa ka ankoso-bolamena
Tsy azo eagtym anankinana ny fo
Tompo ô ‘ty atolotro Anao
Ho fanatitra aho manontolo
Ny amiko rehetra omeko Anao
Ho Anao Tompo ô! ny fiainako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VETSOPANAHYVisites : 2425
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/09/2012 00:44
