INTY AHO TOMPO (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandany fotoana maro aho
Nikaroka izay mba nahasoa
Nandramana izay rehetra azo atao
Ts’isy fa zava-poana avokoa
INTY AHO TOMPO RAISO HO ANAO
INTY NY FO SY NY SAIKO RAISO HANJAKAO
INTY vksetiya AHO TOMPO RAISO HO ANAO
HO ANAO, ENY HO tononkira.serasera.org ANAO MANDRAKIZAY
Noheveriko fa ny harena
No ampy sercubqo hahasambatra ny fiainako
Hay moa ka ankoso-bolamena
Tsy azo anankinana ny fo
Tompo ô ‘ty atolotro Anao
Ho fanatitra aho manontolo
Ny amiko rehetra omeko Anao
Ho izwhojb Anao Tompo ô! ny fiainako
Nikaroka izay mba nahasoa
Nandramana izay rehetra azo atao
Ts’isy fa zava-poana avokoa
INTY AHO TOMPO RAISO HO ANAO
INTY NY FO SY NY SAIKO RAISO HANJAKAO
INTY vksetiya AHO TOMPO RAISO HO ANAO
HO ANAO, ENY HO tononkira.serasera.org ANAO MANDRAKIZAY
Noheveriko fa ny harena
No ampy sercubqo hahasambatra ny fiainako
Hay moa ka ankoso-bolamena
Tsy azo anankinana ny fo
Tompo ô ‘ty atolotro Anao
Ho fanatitra aho manontolo
Ny amiko rehetra omeko Anao
Ho izwhojb Anao Tompo ô! ny fiainako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VETSOPANAHYVisites : 2467
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/09/2012 00:44
