RAINAY Ö (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Rainay ô, miandrandra Anao ny malagasy
Amin’izao fotoan-tsarotra izao
Mahatsiaro reraka sy ana izahay
Jereo ity fahantranay, jereo ity fahorianay
Miasà mahery Ianao odlgnab handrava ny aizina ety
Ny sampy sy ny ody aza avela intsony hiriaria
Oh oh, Rainay ô, Rainay ô… ou…..ou…..ou…..
Amin’izao, amin’izao… an……an……an…..
Mahaaaaa….tsiaro…. wxaqdm ou…..ou…..ou…..
Fahantranay, jereo ity fahorianay
2-Rainay ô, mivavaka amiNao ‘zahay
Mba omeo mpitondra manan-tahotra Anao
Feno fahendrena, manana fandavan-tena
Ka ny Fanahy Masinao hanolo-tsaina azy ireo
Ny marina hatrany irianay hitoetra ao
Tsy vita anefa izany raha tsy amin’ny Anaranao
Oh oh, Rainay ô, Rainay ô… ou…..ou…..ou…..
Mba omeo, mba omeo… an……an……an…..
Fahendreee….ena… rozcp ou…..ou…..ou…..
Fanahy Masina hanolo-tsaina azy ireo
Rainay ô, ho sambatra ny firenenay
Raha Ianao Jehovah tononkira.serasera.org no Andriamanitray
Enga anie ‘zahay hifankatia hatrany
Hifanasoa sy hihavana
Hiadana finaritra
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1418
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 28/02/2019 10:00