LAFATRA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/lafatra

Lafatra loatra ny miaraka Aminao
Ry Jesoa Tompo tia
Sasatra foana ireo mpanenjika
Fa Ianao no miara-dia


Ref:Andao hifaly sy handihy
Hidera ilay Tompo tia
Andao hihira mafy hoe
Aleloitononkira.serasera.orga Aleloia (2X)


Mpandresy tanteraka isika rehetra izao
Raha mahay mifankatia
Miaraka miombona fanompoana
Ho an’ilay Tompo be fitia


Ref:…………………………….

(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 298
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 28/02/2019 13:09:09
ID : 11449

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo