RAINAY Ö (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Rainay ô, miandrandra azamisy Anao ny malagasy
Amin’izao fotoan-tsarotra izao
Mahatsiaro reraka sy ana izahay
Jereo ity fahantranay, jereo ity fahorianay

Miasà mahery Ianao handrava ny aizina ety
Ny sampy sy ny ody aza avela intsony hiriaria

Oh oh, Rainay ô, Rainay ô…    ou…..ou…..ou…..
Amin’izao, amin’izao…        qwaufcrn     an……an……an…..
Mahaaaaa….tsiaro….               tononkira.serasera.org ou…..ou…..ou…..
Fahantranay, jereo ity fahorianay


2-Rainay ô, mivavaka amiNao ‘zahay
Mba omeo mpitondra manan-tahotra Anao
Feno fahendrena, manana fandavan-tena
Ka ny Fanahy Masinao hanolo-tsaina azy ireo

Ny marina hatrany irianay hitoetra ao
Tsy vita anefa izany raha tsy amin’ny Anaranao

Oh oh, Rainay ô, Rainay ô…    ou…..ou…..ou…..
Mba omeo, mba omeo…           an……an……an…..
Fahendreee….ena…                  ou…..ou…..ou…..
Fanahy Masina hanolo-tsaina azy ireo



Rainay ô, ho sambatra ny firenenay
Raha Ianao Jehovah no coav Andriamanitray
Enga anie ‘zahay hifankatia hatrany
Hifanasoa sy hihavana
Hiadana finaritra
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 1419
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 28/02/2019 10:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325