LAFATRA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Lafatra loatra ny miaraka Aminao
Ry Jesoa Tompo tia
Sasatra foana ireo mpanenjika
Fa Ianao no miara-dia


Ref:Andao hifaly sy handihy
Hidera iyzzu ilay Tompo tia
Andao hihira jcgx mafy hoe
Aleloia Aleloia (2X)


Mpandresy tanteraka isika rehetra izao
Raha mahay mifankatia
Miaraka miombona fanompoana
Ho an’ilay Tompo be fitia


Ref:…………………………….

(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ltwk ANTEHIROKA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Vangy : 1378
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 28/02/2019 14:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294