LAFATRA (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lafatra loatra ny miaraka Aminao
Ry Jesoa Tompo tia
Sasatra foana ireo mpanenjika
Fa Ianao no miara-dia
Ref:Andao hifaly sy cgxjwjg handihy
Hidera arzutli ilay Tompo tia
Andao tononkira.serasera.org hihira mafy hoe
Aleloia Aleloia (2X)
Mpandresy tanteraka isika rehetra izao
Raha mahay mifankatia
Miaraka miombona fanompoana
Ho an’ilay Tompo be fitia
Ref:…………………………….
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
qscvpp
Ry Jesoa Tompo tia
Sasatra foana ireo mpanenjika
Fa Ianao no miara-dia
Ref:Andao hifaly sy cgxjwjg handihy
Hidera arzutli ilay Tompo tia
Andao tononkira.serasera.org hihira mafy hoe
Aleloia Aleloia (2X)
Mpandresy tanteraka isika rehetra izao
Raha mahay mifankatia
Miaraka miombona fanompoana
Ho an’ilay Tompo be fitia
Ref:…………………………….
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
qscvpp
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1379
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 28/02/2019 14:09
