Iraka (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampaherezo aho haharitra amiNao
Fa izany no irian’ny foko
Tohano mafy aho hanao ny asaNao
Hitoriako ny amiNao Tompo
Raha mbola ety an-dalana aho
Manantena fitantanaNao
Fanahy Masina anie hialoha lalana
N’aiza n’aiza aleha
Ho Anao ry tononkira.serasera.org trnfr Andriamanitra ny voninahitra
Ny dera sy ny laza sfibkqu hatrany an-danitra
Ho Anao ry Andriamanitra ny voninahitra
Ny dera sy ny laza hatrany an-danitra
Ho Anao mandrakizay, mandrakizay doria
Ianao ‘lay mahagaga
Nifidy anay mpania
‘Zahay ho irakao ho tena irakao
Indro exznksje irahinao
Manaiky ho irakao
‘Zahay ho irakao ho tena irakao
Indro irahinao
Manaiky ho irakao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Fa izany no irian’ny foko
Tohano mafy aho hanao ny asaNao
Hitoriako ny amiNao Tompo
Raha mbola ety an-dalana aho
Manantena fitantanaNao
Fanahy Masina anie hialoha lalana
N’aiza n’aiza aleha
Ho Anao ry tononkira.serasera.org trnfr Andriamanitra ny voninahitra
Ny dera sy ny laza sfibkqu hatrany an-danitra
Ho Anao ry Andriamanitra ny voninahitra
Ny dera sy ny laza hatrany an-danitra
Ho Anao mandrakizay, mandrakizay doria
Ianao ‘lay mahagaga
Nifidy anay mpania
‘Zahay ho irakao ho tena irakao
Indro exznksje irahinao
Manaiky ho irakao
‘Zahay ho irakao ho tena irakao
Indro irahinao
Manaiky ho irakao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1377
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 28/02/2019 13:54
