Iraka (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampaherezo aho haharitra amiNao
Fa izany fkkry no irian’ny foko
Tohano mafy yvpy aho hanao ny asaNao
Hitoriako ny amiNao Tompo
Raha mbola ety an-dalana aho
Manantena fitantanaNao
Fanahy Masina anie hialoha wxrsnhmc lalana
N’aiza n’aiza aleha
Ho Anao ry Andriamanitra ny voninahitra
Ny dera sy ny laza hatrany an-danitra
Ho Anao ry Andriamanitra ny voninahitra
Ny dera sy ny laza hatrany an-danitra
Ho Anao mandrakizay, mandrakizay doria
Ianao ‘lay mahagaga
Nifidy tononkira.serasera.org anay mpania
‘Zahay ho irakao ho tena irakao
Indro irahinao
Manaiky ho irakao
‘Zahay ho irakao ho tena irakao
Indro irahinao
Manaiky ho irakao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Fa izany fkkry no irian’ny foko
Tohano mafy yvpy aho hanao ny asaNao
Hitoriako ny amiNao Tompo
Raha mbola ety an-dalana aho
Manantena fitantanaNao
Fanahy Masina anie hialoha wxrsnhmc lalana
N’aiza n’aiza aleha
Ho Anao ry Andriamanitra ny voninahitra
Ny dera sy ny laza hatrany an-danitra
Ho Anao ry Andriamanitra ny voninahitra
Ny dera sy ny laza hatrany an-danitra
Ho Anao mandrakizay, mandrakizay doria
Ianao ‘lay mahagaga
Nifidy tononkira.serasera.org anay mpania
‘Zahay ho irakao ho tena irakao
Indro irahinao
Manaiky ho irakao
‘Zahay ho irakao ho tena irakao
Indro irahinao
Manaiky ho irakao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 1312
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mampionona0912
Date : 28/02/2019 13:54
