AZA MANOTA INTSONY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry vyvp Tompo Tsitoha, ry Mpamindra fo
Henoy ity mpanota mitaraina tokoa
Inty cvhksyni aho fa tonga eto anoloaNao
Manaiky fa diso
Mifona amiNao
Tsaroako foana Ianao nitory teny
Kanefa izaho tsy mba nihaino ireny
Mahery tononkira.serasera.org loatra ny ratsy ato anatiko
Ka lavo ary jamba ny masoko
Fa indro ny tanaNao mahery
Mitsotra mandray ahy ilay very
Manambitamby milaza indray
Avia manatona eto akaikin’ny Ray
Tompo ô tessu misaotra, misaotra Anao aho
Tompo ô midera ny anaraNao aho
Faly aho mandre ny fanambaraNao
Izaho tsy manameloka anao
Aza manota intsony ianao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Henoy ity mpanota mitaraina tokoa
Inty cvhksyni aho fa tonga eto anoloaNao
Manaiky fa diso
Mifona amiNao
Tsaroako foana Ianao nitory teny
Kanefa izaho tsy mba nihaino ireny
Mahery tononkira.serasera.org loatra ny ratsy ato anatiko
Ka lavo ary jamba ny masoko
Fa indro ny tanaNao mahery
Mitsotra mandray ahy ilay very
Manambitamby milaza indray
Avia manatona eto akaikin’ny Ray
Tompo ô tessu misaotra, misaotra Anao aho
Tompo ô midera ny anaraNao aho
Faly aho mandre ny fanambaraNao
Izaho tsy manameloka anao
Aza manota intsony ianao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 1632
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 05/03/2019 08:33
