AZA MANOTA INTSONY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo Tsitoha, ry Mpamindra fo
Henoy ity mpanota mitaraina tokoa
Inty aho fa tonga eto anoloaNao
Manaiky fa diso
Mifona amiNao
Tsaroako foana Ianao nitory teny
Kanefa izaho tsy mba nihaino ireny
Mahery loatra ny ratsy qciqybg ato anatiko
Ka lavo ary jamba ny masoko
Fa indro ny tanaNao mahery
Mitsotra dqfiqmmu mandray ahy ilay very
Manambitamby milaza indray
Avia manatona eto akaikin’ny Ray
Tompo ô misaotra, misaotra Anao tononkira.serasera.org aho
Tompo ô midera ny anaraNao pnsh aho
Faly aho mandre ny fanambaraNao
Izaho tsy manameloka anao
Aza manota intsony ianao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
Henoy ity mpanota mitaraina tokoa
Inty aho fa tonga eto anoloaNao
Manaiky fa diso
Mifona amiNao
Tsaroako foana Ianao nitory teny
Kanefa izaho tsy mba nihaino ireny
Mahery loatra ny ratsy qciqybg ato anatiko
Ka lavo ary jamba ny masoko
Fa indro ny tanaNao mahery
Mitsotra dqfiqmmu mandray ahy ilay very
Manambitamby milaza indray
Avia manatona eto akaikin’ny Ray
Tompo ô misaotra, misaotra Anao tononkira.serasera.org aho
Tompo ô midera ny anaraNao pnsh aho
Faly aho mandre ny fanambaraNao
Izaho tsy manameloka anao
Aza manota intsony ianao
(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 1575
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 05/03/2019 08:33
