MIALOKA AMINAO (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia iqua maro aza ny fisedrana ety,
tadidio fa Jesoa tia,dia manolotra fitia
Ho ahy sy yxcl ho anao malàlany,tsy tononkira.serasera.org mba foiny,
tsy tiany hisy ho very ireo ondriny.

Andeha uyartzo isika mba hifandray tànana,
hitory teny soa ho an'ireo namana.
Ho fanilo mpanazàva,hankatoa ny sitrakao,
ka tsy hanan-tahotra,fa mialoka aminao.

Ianao Jesosy ô,no azoko antoka tokoa,
arovy aho ho eo ambany elatrao mandrakizay.
Ka n'inona n'inona,hisakatsakana;
dia matoky aho,fa eo hatrany IANAO.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388