RESY LAHATRA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Atolotro ho Anao Jesoa ny foko
Tapa-kevitra aho ny ho tononkira.serasera.org mpanomponao
Ireo ratsy izay fanaoko tsy ho jmmwd tsaroako satria
Efa feno Anao ny tontolom-piainako.

REFRAIN: Resy lahatra aho Jesosy Tia
Fa maro ireo anatra natolotrao ho ahy
Ahaizako mandamina ny dtbwy diako ety
Vonona aho JESOA ny ho mpanomponao.

2. mawzczv  Ianao Jeso no mampijoro ahy
Ny herinao no mihazona ahy
Very izay manalavitra Anao Jesoa
Hafa loatra ny mitoetra  akaikinao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2725