TOMPO Ö INTY AHO (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. vgige Tompo ô inty aho hanao ny asanao,
vonona aho zmob ny hitory ilay fitiavana Jesoa tia.
Koa ampaherezo aho Jesoa amin'ny fiainako,
fa Ianao,ianao Jesoa no heriko.

REFRAIN: Ianao Jesoa no iriko hiaro ahy,
ny tànanao no iriko hitantana ahy,
ka kkfbye raha misy izay mampahory ahy ety,Tompo ô
Ianao tononkira.serasera.org Jesoa no mpiandry ahy.

2.Tompo ô mba arotsahy ny fanahy masina,
mba ahaizako manao izay sitrakao Tompo tia,
tomoera am-poko Ianao,Ianao Jesosy tia,
fa Ianao,ianao Jesoa no heriko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429