MIALOKA AMINAO (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia maro aza ny fisedrana ety,
tadidio fa Jesoa tia,dia manolotra fitia
Ho ahy sy lglp ho anao malàlany,tsy mba foiny,
tsy tiany hisy ho very tononkira.serasera.org ireo ondriny.
Andeha isika mba hifandray tànana,
hitory teny soa kvueens ho an'ireo namana.
Ho fanilo mpanazàva,hankatoa ny sitrakao,
ka tsy hanan-tahotra,fa mialoka aminao.
Ianao Jesosy ô,no azoko antoka tokoa,
arovy aho ho eo hykegait ambany elatrao mandrakizay.
Ka n'inona n'inona,hisakatsakana;
dia matoky aho,fa eo hatrany IANAO.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIRAY FIDERANAHits : 1952
Likes : 0 Like
Created by : fitiavana17
Date : 29/10/2017 13:09