You are here: home > Tononkira > MIRAY FIDERANA

MITSANGANA MIVONONA (MIRAY FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/miray-fiderana/mitsangana-mivonona-2

Ho anao izay manatrika eto
inty re misy hfatra ho anao:
atsaharo re ny sentosento,
Fa  tsy mahatonga fivoarana
Mifankatiava isika raha mbola velona
Ooo,ho hery iray tsy hay toherina(2fois)

Jesosy tompo dia nanafatra(nilaza hoe)
Mifankatiava raha mbola velona’ô.
Mitsangana  mivonona iatononkira.serasera.orgnao e,
Hanao ny asa fanompoana.

Ho anao izay mijoro eto
Tano mafy ny finoana
Ô Mijoro ho tena sahy e
Ho mpanompo vonona tokoa
Aza mora kivikivy izany e,,,eee…
Ilay Jehovah eo hatrany.

Ny fahavalo dia manenjika
Manao izay fomba hahasolafaka e
Tsy mba ho resy akory  anefa ianao,
Ooo,fa minoa an’I jesosy.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIRAY FIDERANA
Mpamaky : 731
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fitiavana17
Tamin'ny : 29/10/2017 12:23:09
ID : 10090

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo