You are here: home > Tononkira > MIRAY FIDERANA

PARADISA SOA (MIRAY FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/miray-fiderana/paradisa-soa-1

Ny fiainantsika eto
dia mihelina miserana,
fa katsaho aloha ilay ary;
an-danitra ilay fitoerana ho Anao.
Mibebaha,minoa ianao,
dia ankino amin'ny Tompo ny fonao;
fa raha toa ka mino an'i JESOSY ianao;
tononkira.serasera.orgdia ho azonao PARADISA SOA.

Ka izao re no hafatro ho anao;
ialao re ireo ratsy fanao;
manatona an'i Jesosy ianao,
fa izy anie vonona handray anao.
Ialao re ireo fankam-panahy mpahazo anao ry namako;
dia ho azonao PARADISA SOA.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIRAY FIDERANA
Mpamaky : 609
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fitiavana17
Tamin'ny : 29/10/2017 12:37:30
ID : 10091

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo