You are here: home > Tononkira > MIRAY FIDERANA

ILAY TOKANA AZO ITOKIANA (MIRAY FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/miray-fiderana/ilay-tokana-azo-itokiana-1

Lalantsarotra no ho diavintsika ety,
Fandrimpandrika hatrany hatrany no mameno ny dia,
Fahoriana sesilany ô,
Izany re no eto an-tany,
Fijaliana tsy misy fiafarany.

Ny eto anie fandalovana,
Miserana ihany toa tsTsiky dia ampyy mba maharitra,
Ny hany tokana azo itokiana;
Ilay manome anao fifaliana;

Jesosy ihany no ataovy ao am-po(mandrakizay e)
Fa izy ihany manome ny soa(ha ahy sy ho anao e)
Lalan-tsara sy fiainam-baovao,
No omen’I Jesosy ho ahy sy ho anao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIRAY FIDERANA
Mpamaky : 786
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : fitiavana17
Tamin'ny : 29/10/2017 16:02:20
ID : 10100

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo