You are here: home > Tononkira > MIRAY FIDERANA

VONONA (Teknisiana sy mpitendry FJKM Mangamila) (MIRAY FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/miray-fiderana/vonona-teknisiana-sy-mpitendry-fjkm-mangamila

Ry raiko ô,indreto izahay,
vonona hanao ny asanao;
hitory sy hanambara,
Hampiely ny fahatsaranao.
Fa maro anie ireo ratsy,
izay te-handavo anay izao;
matoky anefa iztononkira.serasera.orgahay,
fa ianao tsy mba handao anay.

JESOSY ô,tantano sy vimbino tsara;
ireo mpanomponao mba tsy hiverin-dàlana.
Fa handroso hatrany hitory ny filazantsara;
amin'ireo talenta izay natolotrao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIRAY FIDERANA
Mpamaky : 639
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fitiavana17
Tamin'ny : 29/10/2017 14:33:10
ID : 10096

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo