MIALOKA AMINAO (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia maro aza ny fisedrana ety,
tadidio fa Jesoa tia,dia manolotra fitia
Ho ahy sy ho anao malàlany,tsy mba foiny,
tsy tiany hisy ho gaqinl very ireo ondriny.

Andeha isika mba hifandray tànana,
hitory teny soa ho an'ireo okri namana.
Ho fanilo mpanazàva,hankatoa ny sitrakao,
ka tsy hanan-tahotra,fa mialoka aminao.

Ianao Jesosy ô,no tononkira.serasera.org azoko antoka tokoa,
arovy aho ho eo obleq ambany elatrao mandrakizay.
Ka n'inona n'inona,hisakatsakana;
dia matoky aho,fa eo hatrany IANAO.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3065