You are here: home > Tononkira > MIRAY FIDERANA

FIAINANA (MIRAY FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/miray-fiderana/fiainana-1

Raha izao fiainana izao tokoa dia;
toa mandalo sy mihelina avokoa
tsy misy izay lafatra sy ho doria
fa dia ritra ireo harena ety
tsy misy mahalala izay antony
fa samy miezaka manao izay ho afany;
hoe:izaho ity diaTsiky dia ampy tena te-hiadana sy ho finaritra.

Hoy JESOA miantso anao anio re ry namako,
"izay manatona ahy dia tsy ho laviko
fa izaho mandray Azy hatrany hatrany."
Hoy JESOA miantso anao anio re ry namako
"aty no ahitàna fiadanana sy tena FIAINANA."

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIRAY FIDERANA
Mpamaky : 548
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fitiavana17
Tamin'ny : 29/10/2017 11:57:18
ID : 10088

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo