You are here: home > Tononkira > MIRAY FIDERANA

FIAINANA AN-TANY (MIRAY FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/miray-fiderana/fiainana-an-tany-1

1.ô ry velona miaina ety,
fandalovana ny eto an-tany.
Sady toa mampisento,fahoriana hatrany hatrany ô;
ho anao izay mandre izao hira izao;
Mandalo anie ny fiainana eto,sy miserana.

Ianao Jesoa,no manafaka raha tojo hakiviana
tiako hitoetra ato am-poko ny fahamasinana.

Manatonatononkira.serasera.org an'i JESOSY anio ianao,
izy re no làlana sy fahamarinana,
izy re no làlana sy fahamarinana(ary fiainana)
sy fiainana ho anao sy ho ahy.

2.ô ry foko izay minia,tsy mandray anao ry Jesoa,
mba vangio anio ka ho afak'ota ety;
tsy hania fa hanara-dia Anao ry Jesoa Tompo tia;
vonona aho ry JESOA TOMPO TIA.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIRAY FIDERANA
Mpamaky : 823
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fitiavana17
Tamin'ny : 29/10/2017 12:51:25
ID : 10093

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo