You are here: home > Tononkira > MIRAY FIDERANA

LEHIBE SY MAHATALANJONA (145ème FJKM Mangamila) (MIRAY FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/miray-fiderana/lehibe-sy-mahatalanjona-145me-fjkm-mangamila

1. Ny androm-piainanay ry Jesosy ô
dia atokanay hiderana anao;
noho ireo soa izay natolotrao,
ho anay mpanomponao.

2. Na dia sarotra izany làlana,
vonona hatrany izahay izao;
tsy ho kivy na ho ketraka;
fiarovanay Ianao.

3. Tsiky dia ampyLehibe tokoa ny asanao Jesoa,
tsy mba takatry ny fisainanay;
izay rehetra sitrakao tokoa;
dia tanteraka sy to.

REFRAIN: lehibe sy mahatalanjona ny asanao,
Tompo ô Andriamanitra tsitoha,
mahitsy sy marina ny làlanao;
mendrika hankalazaina IANAO JESOA.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIRAY FIDERANA
Mpamaky : 797
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fitiavana17
Tamin'ny : 29/10/2017 13:00:44
ID : 10094

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo