Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako loatra (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tiako loatra ny mitoetra Anilanao
Eo ihany no gsipbx tsy hisy harombaka ahy
Fa Ianao mexph Jesosy no tsy mba mandao
Na inona hiseo, ho foana ny ahiahy
Ref
Na ho fisedrana izaho tsy mba hanahy
Olana, fahoriana, tokiko Ianao Ray
Isaorako ny haleben'ny famindram-ponao
Fa Téo foana Ianao tsy mba nandao
2
Feno fifaliana aho miaraka Aminao
Ka tsy hitsahatra aho, ny frvmycny hidera Anao
Fa Ianao Jesosy no mba mandao
Na inona hiseho ho tononkira.serasera.org foana ny ahiahy
Tiako loatra ny mitoetra Anilanao
Eo ihany no gsipbx tsy hisy harombaka ahy
Fa Ianao mexph Jesosy no tsy mba mandao
Na inona hiseo, ho foana ny ahiahy
Ref
Na ho fisedrana izaho tsy mba hanahy
Olana, fahoriana, tokiko Ianao Ray
Isaorako ny haleben'ny famindram-ponao
Fa Téo foana Ianao tsy mba nandao
2
Feno fifaliana aho miaraka Aminao
Ka tsy hitsahatra aho, ny frvmycny hidera Anao
Fa Ianao Jesosy no mba mandao
Na inona hiseho ho tononkira.serasera.org foana ny ahiahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 430
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 18:53
