Tiako loatra (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tiako loatra ypjhcedj ny mitoetra Anilanao
Eo ihany tononkira.serasera.org no tsy hisy harombaka ahy
Fa Ianao Jesosy no tbnekisn tsy mba mandao
Na inona hiseo, ho foana ny ahiahy
Ref
Na ho fisedrana izaho tsy mba hanahy
Olana, fahoriana, tokiko Ianao Ray
Isaorako ny haleben'ny famindram-ponao
Fa Téo foana Ianao tsy mba nandao
2
Feno fifaliana mnoapr aho miaraka Aminao
Ka tsy hitsahatra aho, ny hidera Anao
Fa Ianao Jesosy no mba mandao
Na inona hiseho ho foana ny ahiahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 402
Likes : 1 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 18:53