Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fiainako (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako ankiniko Aminao
Ny hoaviko am-pelatananao
Ianao Jesoa no toky tsy gecoe mandao
Hatramin'izay xppyvu hatramin'izao
Misaotra ANAO
Ravo ny foko fa manana Anao
Vatolampy tononkira.serasera.org fiharovako
Ravo ny saiko foana ny ahiahy
Rehefa Ianao tokoa no momba ahy
Isaorako eram-po tokoa Jesosy oh
Ny fitiavana natolotrao
Fa sambatra sy tretrika tokoa
Ny voninahitra ho Anao qkov mandrakizay
Ny hoaviko am-pelatananao
Ianao Jesoa no toky tsy gecoe mandao
Hatramin'izay xppyvu hatramin'izao
Misaotra ANAO
Ravo ny foko fa manana Anao
Vatolampy tononkira.serasera.org fiharovako
Ravo ny saiko foana ny ahiahy
Rehefa Ianao tokoa no momba ahy
Isaorako eram-po tokoa Jesosy oh
Ny fitiavana natolotrao
Fa sambatra sy tretrika tokoa
Ny voninahitra ho Anao qkov mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 593
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 14:24
