Fitiavana mandrakizay (Mikalo Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1

Fa fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izay no mbola antony, ahavelomako
Fa tsy misy manana tononkira.serasera.org fitiavana mihoatra noho izao
Dia ny nsjwdxu manolotra ny ainy, hamonjy ny tiany qszrnptl

Ref
Fa Izy rehefa xbphhb tia, dia tena tia tokoa
Ny Rà nalatsany, no tena zava-tsoa
Koa andeha isika izao, hiombona fitia
F'izay no famantarana fa mpianany

2

Nahafoy ny Ainy Jeso, ho fanavotana
Mba ho famonjena antsika tsy hisy ho very
Fa handova fiainana, fiaina-danitra
Ho feno fifaliana sy fahasambarana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mikalo Fiderana
Vangy : 764
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 21:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392