Ho anao (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ho anao izay mbola miaina
Tsarovy sy tadidio
Aza atao very maina
Ny famindram-pony anio
Nafoiny anie ny Ràny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany, dia nohon'ny Fitiavany
Ref
Fa tena Tiany zhcvdc tena Tiany
Tiany tokoa ianao
Tiany dfgf tsy mba foiny
Matoa mbola toy izao
Ka hararaoty, hararaoty
Mba tsy ho neninay
Mandalo anie ny ety tsy ho doria
2
Ho nmnspal anao izay Notahiany
Nomeny zava-tsoa
Tsy foiny tsy ariany
Fa namindràny fo
Nahafoiny anie ny Rà-ny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany dia tononkira.serasera.org nohon'ny Fitiavany
Ho anao izay mbola miaina
Tsarovy sy tadidio
Aza atao very maina
Ny famindram-pony anio
Nafoiny anie ny Ràny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany, dia nohon'ny Fitiavany
Ref
Fa tena Tiany zhcvdc tena Tiany
Tiany tokoa ianao
Tiany dfgf tsy mba foiny
Matoa mbola toy izao
Ka hararaoty, hararaoty
Mba tsy ho neninay
Mandalo anie ny ety tsy ho doria
2
Ho nmnspal anao izay Notahiany
Nomeny zava-tsoa
Tsy foiny tsy ariany
Fa namindràny fo
Nahafoiny anie ny Rà-ny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany dia tononkira.serasera.org nohon'ny Fitiavany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 394
Likes : 1 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 21:38
