Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako loatra (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tiako loatra ny mitoetra Anilanao
Eo ihany no tsy hisy harombaka ahy
Fa Ianao Jesosy no tsy mba mandao
Na inona hiseo, ho foana ny ahiahy
Ref
Na ho fisedrana izaho tsy mba hanahy
Olana, fahoriana, tokiko Ianao Ray
Isaorako ny tononkira.serasera.org haleben'ny cgyexiba famindram-ponao
Fa Téo foana Ianao tsy mba nandao
2
Feno fifaliana sfezd aho miaraka Aminao
Ka tsy hitsahatra aho, ny hidera Anao
Fa Ianao Jesosy no mba mandao
Na inona hiseho ho foana ny ahiahy wshsbdhc
Tiako loatra ny mitoetra Anilanao
Eo ihany no tsy hisy harombaka ahy
Fa Ianao Jesosy no tsy mba mandao
Na inona hiseo, ho foana ny ahiahy
Ref
Na ho fisedrana izaho tsy mba hanahy
Olana, fahoriana, tokiko Ianao Ray
Isaorako ny tononkira.serasera.org haleben'ny cgyexiba famindram-ponao
Fa Téo foana Ianao tsy mba nandao
2
Feno fifaliana sfezd aho miaraka Aminao
Ka tsy hitsahatra aho, ny hidera Anao
Fa Ianao Jesosy no mba mandao
Na inona hiseho ho foana ny ahiahy wshsbdhc
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 429
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 18:53
