Isaoranay (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Isaoranay Ray oh, ny Anaranao
Fa mahery mihoatr'izao tontolo izao
Tsy misy mahasolo hatrizay, hatrizao
Ho vqxq deraina hatrany ny Anaranao
1
Tompon'ny hery sy ny fahefana
Ny fanampahana sy ny fanjakana
Ianao Ilay tsy miova hatrizay hatrizao
Ho deraina foana mandrakizay
2
Tsy misy mihintsy raha ny toa Anao
Maneran'izao rehetra izao
Ianao Ilay Mpamonjy bé hindrafo
Voninahitra ho Anao Ray kyphdjtq tononkira.serasera.org ktwjrxmv Tsitoha
Isaoranay Ray oh, ny Anaranao
Fa mahery mihoatr'izao tontolo izao
Tsy misy mahasolo hatrizay, hatrizao
Ho vqxq deraina hatrany ny Anaranao
1
Tompon'ny hery sy ny fahefana
Ny fanampahana sy ny fanjakana
Ianao Ilay tsy miova hatrizay hatrizao
Ho deraina foana mandrakizay
2
Tsy misy mihintsy raha ny toa Anao
Maneran'izao rehetra izao
Ianao Ilay Mpamonjy bé hindrafo
Voninahitra ho Anao Ray kyphdjtq tononkira.serasera.org ktwjrxmv Tsitoha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 441
Likes : 1 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 21:00
