Mikalo Fiderana Hira (Faneva) (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Indreto izahay Mikalo Fiderana
Hidera sy hankalaza ny Anarana
Feno fifaliana, feno haravoana
Hitory sy hanambara ny ewzrr hatsaranao
Hidera an'I Jéhovah
Raha mbola miaina koa
Raha mbola tononkira.serasera.org velona wyqah aho
Hankalaza ajwubdnn Anao
Hidera an'I Jéhovah aho
Na eto na any ampita
Talenta izay nomenao
Hiderako Anao
Indreto izahay Mikalo Fiderana
Hidera sy hankalaza ny Anarana
Feno fifaliana, feno haravoana
Hitory sy hanambara ny ewzrr hatsaranao
Hidera an'I Jéhovah
Raha mbola miaina koa
Raha mbola tononkira.serasera.org velona wyqah aho
Hankalaza ajwubdnn Anao
Hidera an'I Jéhovah aho
Na eto na any ampita
Talenta izay nomenao
Hiderako Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 506
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 21:47
