Fanahy masina (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina oh
Mila ny tononkira.serasera.org fanatrehanao izahay
Fanahy Masina oh
Tongava re midina slseig eto aminay
Ref
Fa mila ny herinao izahay
Hameno deei anay izao
Mangetaheta Anao ny fo sy saina ary Fanahy
Meteza hitoetra hanjaka eto aminay
Fa mila Anao, tena mila Anao izahay mapnhgj

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 590
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 18:46