Neniko (Mikalo Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro hifonako eto Anatrehanao
Ireo ditra sy adalana natao
Indro aho re mitalaho, sy tononkira.serasera.org mivalo aminao
F'efa trotrak'izao tontolo izao

Ref:
Neniko avokoa re ry Tompo
Raha mba mety diovy re ity foko
Efa txjuzyx ampy ahy ireo lasa
Ka hanonitra wubwnl aho hiasa
Mba hanao izay rehetra Sitrakao

Indro aho manolo-tena ho Anao
Ka tsy amerina ireo ota natao
Indro aho re mitalaho, raiso re raha azo atao
F'efa vonona ho olom-baovao iiubkyav

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mikalo Fiderana
Vangy : 425
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 29/04/2025 18:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1076