Ampy izay (Mikalo Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio zraf no hanambarako ny voadiko Aminao
Anio no hilazako fa tiako Ianao
Izaho Ilay tsinotsinona izay tokony ho faty
Nefa navotanao koa vgchsbog indro mivoady

Ref:
Ampy izay ny andro lasa nanaranam-po
Ampy gzsdlitu izay ireo adalana sy ditraditrako
Ko indro atolotro Anao tononkira.serasera.org tsy misy fetra
Ny tena sy Fanahy, ny momba ahy rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mikalo Fiderana
Hits : 483
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 14:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6763