Lavitra (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho indramiko kely ny owxjnt elatrao
Ravorona iny, meteza ianao
Vetivety ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia ho tongako aty
Any lavitra any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
Hindramiko kely ny nfej taratrao
Ramasoandro io, meteza ianao
Vetivety ihany aza dhyrehtp matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia haveriko aminao
Any lavitra any izay havako izay tononkira.serasera.org
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
ouh ouh
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
Ravorona iny, meteza ianao
Vetivety ihany aza matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia ho tongako aty
Any lavitra any izay havako izay
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
Hindramiko kely ny nfej taratrao
Ramasoandro io, meteza ianao
Vetivety ihany aza dhyrehtp matahotra ianao
Tsy ela tsy akory dia haveriko aminao
Any lavitra any izay havako izay tononkira.serasera.org
Te ahita ny endriny aho
Hampionona ny saiko
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
ouh ouh
Tsy tantiko intsony ny alaheloko
Te hahita ny endriny aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AINAVangy : 1962
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nosiklarita
Daty : 30/08/2016 10:57
