NANKAIZA (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia lasa ny vinany mahatsiahy ny fahiny
Fa mila ho lany otbtlngh ireo hira tsisy tsiny
Manjary voasolo ny an'ny hafa izy ireny
Mba misy mpikolo fa tononkira.serasera.org vitsy mpiteny
Fiv:
Ianao anefa no iriana
Hikalo ireo mmrk hiranao
Kaloy re fa aza variana
Hirao fa lovanao
Ekeko fa misy ireo Voromanga
Kanefa indrisy toa vitsy fitranga
Mba iza ry lahy no antenaina
Hamerina indray ireo kalo lalaina
Fiv:
Ianao anefa no iriana
Hikalo ireo hiranao
Kaloy re fa aza variana
Hirao fa lovanao
Dia lasa ny saiko
Indro sxmty nanontany
Izay valiny tsy haiko
f'ianao no hiantefany
Nankaiza ry tiana
Ireo hira taloha
No zary mangiana
tsy hita fifoha
Fa mila ho lany otbtlngh ireo hira tsisy tsiny
Manjary voasolo ny an'ny hafa izy ireny
Mba misy mpikolo fa tononkira.serasera.org vitsy mpiteny
Fiv:
Ianao anefa no iriana
Hikalo ireo mmrk hiranao
Kaloy re fa aza variana
Hirao fa lovanao
Ekeko fa misy ireo Voromanga
Kanefa indrisy toa vitsy fitranga
Mba iza ry lahy no antenaina
Hamerina indray ireo kalo lalaina
Fiv:
Ianao anefa no iriana
Hikalo ireo hiranao
Kaloy re fa aza variana
Hirao fa lovanao
Dia lasa ny saiko
Indro sxmty nanontany
Izay valiny tsy haiko
f'ianao no hiantefany
Nankaiza ry tiana
Ireo hira taloha
No zary mangiana
tsy hita fifoha
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AINAHits : 2022
Likes : 1 Like
Created by : cintak
Date : 16/07/2018 16:38
