Mifalia (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hono ho'aho azafady
Raha manipy teny kely ho anao
Misy zavatra mahagaga
Toa tsy ho tanako rahay tsy ho lazaiko anao
Ary toa malaelo ianao
Nefa anie lka fety ny andro androany
Ary toa mitanondrika ookguk ianao
'Ndao iiezbmlk tononkira.serasera.org avia mitsangana 'ndao handihy
Ref: Etsy ho aho raiso ny tanako
Mifalia, matokia
Fa hisava mora ny alahelonao
Toa talanjona ianao
Mahita ireto olona mandalo
Izy ireo anie toa anao
Saingy mifalia satria tratry ny fety
Aza malaelo intsony ianao
Fa fetinao koa ny andro androany
Aza mitomany intsony ianao
'Ndao avia mitsangana 'ndao handihy
Ref: Etsy ho aho raiso ny tanako
Mifalia, matokia
Fa brwplu hisava mora ny alahelonao
Raha manipy teny kely ho anao
Misy zavatra mahagaga
Toa tsy ho tanako rahay tsy ho lazaiko anao
Ary toa malaelo ianao
Nefa anie lka fety ny andro androany
Ary toa mitanondrika ookguk ianao
'Ndao iiezbmlk tononkira.serasera.org avia mitsangana 'ndao handihy
Ref: Etsy ho aho raiso ny tanako
Mifalia, matokia
Fa hisava mora ny alahelonao
Toa talanjona ianao
Mahita ireto olona mandalo
Izy ireo anie toa anao
Saingy mifalia satria tratry ny fety
Aza malaelo intsony ianao
Fa fetinao koa ny andro androany
Aza mitomany intsony ianao
'Ndao avia mitsangana 'ndao handihy
Ref: Etsy ho aho raiso ny tanako
Mifalia, matokia
Fa brwplu hisava mora ny alahelonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AINAVangy : 1878
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nosiklarita
Daty : 30/08/2016 10:58
